Jeremiah 7:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa manao izay ratsy eo imasoko ny taranak’i Joda, hoy NY TOMPO, mametraka ny fahavetavetany ao amin’ny trano izay efa niantsoana ny anarako izy mba handoto azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanao izay ratsy imasoko ny taranak’i Jodà, - teny marin’i Iaveh, - nametraka ny fahavetavetany eo amin’ny trano fiantsoana ny Anarako mba handotoany azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy eo imasoko ny vahoakan’i Joda, hoy ny teny hentitry ny TOMPO. Nametraka sampy maharikoriko tao amin’ny trano izay natokana ho Ahy izy, ka nandoto azy.
Malagasy Bible 1865
Fa manao izay ratsy eo imasoko ny taranak'i Joda, hoy Jehovah, mametraka ny fahavetavetany ao amin'ny trano izay efa niantsoana ny anarako izy mba handoto azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa manao izay ratsy eo imasoko ny taranak’i Joda, hoy NY TOMPO, mametraka ny fahavetavetany ao amin’ny trano izay efa niantsoana ny anarako izy mba handoto azy.
malagasy
Fa manao izay ratsy eo imasoko ny taranak'i Joda, hoy Jehovah, mametraka ny fahavetavetany ao amin'ny trano izay efa niantsoana ny anarako izy mba handoto azy.