Jeremiah 7:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fatin’ity firenena ity dia ho fihinan’ny voromanidina sy ny bibidia ka tsy hisy hanaitaitra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny fatin’ity firenena ity dia hohanin’ny voromanidina sy ny bibin’ny tany, ary tsy hisy handroaka ireny akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fatin’ireo olona ireo dia ho sakafon’ny voromahery sy ny bibidia izay tsy hisy hanaitaitra hampiala azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fatin'ity firenena ity dia ho fihinan'ny voro-manidina sy ny bibidia, ka tsy hisy hanaitaitra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fatin’ity firenena ity dia ho fihinan’ny voromanidina sy ny bibidia ka tsy hisy hanaitaitra azy.
malagasy
Ary ny fatin'ity firenena ity dia ho fihinan'ny voro-manidina sy ny bibidia, ka tsy hisy hanaitaitra azy.Dia hatsahatro any an-tanànan'ny Joda sy eny an-dalamben'i Jerosalema ny feo mifaly sy ny feo miravoravo, dia ny feon'ny mpampakatra sy ny feon'ny ampakarina; Fa ho lao ny tany.