Jeremiah 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ahitsinareo tsara ny lalanareo sy ny ataonareo, raha mitsara marina ny adin’olona amin’ny namany ianareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha ahitsinareo ny lalanareo aman’asanareo; raha tsarainareo marina ny adin’ny olona amin’ny namany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ahitsio tsara ny fitondrantena sy ny fanaonareo: anaovy fitsarana ara-drariny ny adin’ny olona eo amin’ny fitsarana,
Malagasy Bible 1865
Fa raha ataonareo tsara mihitsy ny lalanareo sy ny ataonareo, ka mitsara marina ny adin'olona amin'ny namany ianareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ahitsinareo tsara ny lalanareo sy ny ataonareo, raha mitsara marina ny adin’olona amin’ny namany ianareo,
malagasy
Fa raha ataonareo tsara mihitsy ny lalanareo sy ny ataonareo, ka mitsara marina ny adin'olona amin'ny namany ianareo,