Jeremiah 7:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy mampahory ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena, na mandatsaka ran’ny tsy manan-tsiny amin’ity tany ity sady tsy manaraka andriamanitra hafa hahatonga loza aminareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha tsy ampahorînareo ny vahiny, sy ny kamboty ama-mpitondratena; ary tsy mandatsa-dra marina amin’ity tany ity ianareo, na manaraka andriamani-kafa, hampidi-doza aminareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
aza mitsentsitra ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena, atsaharo ny famonoana ny tsy manan-tsiny eto sy ny fifikirana amin’ny andriamani-kafa izay mahatonga loza ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy mampahory ny vahiny sy ny kamboty sy ny mpitondratena, na mandatsaka rà marina amin'ity tany ity, sady tsy manaraka andriamani-kafa hahatonga loza aminareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy mampahory ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena, na mandatsaka ran’ny tsy manan-tsiny amin’ity tany ity sady tsy manaraka andriamanitra hafa hahatonga loza aminareo,
malagasy
Ary tsy mampahory ny vahiny sy ny kamboty sy ny mpitondratena, na mandatsaka rà marina amin'ity tany ity, sady tsy manaraka andriamani-kafa hahatonga loza aminareo,