Jeremiah 7:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
E! Ianareo matoky ny teny lainga, nefa tsy mahasoa akory izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa ny itokianareo dia teny lainga, tsy mahasoa anareo velively akory!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa teny fitaka sy tsy misy lanjany akory no ianteheranareo.
Malagasy Bible 1865
He! ianareo matoky ny teny lainga, nefa tsy mahasoa tsinona izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
E! Ianareo matoky ny teny lainga, nefa tsy mahasoa akory izany.
malagasy
He! ianareo matoky ny teny lainga, nefa tsy mahasoa tsinona izany.