Jeremiah 7:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hay! Hangalatra sy hamono olona ary hijangajanga va ianareo ary hianian-tsy to sy handoro ditin-kazo manitra ho an’ny Baala sady hanaraka andriamanitra hafa izay tsy fantatrareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aiza ka dia avy mandainga, mamono olona, maka vadin’olona, mianian-tsy tò, manemboka an’i Baala, ary manaraka andriamani-kafa tsy fantatrareo ianareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hay ve ianareo mangalatra sy mamono olona, mijangajanga sy mianiana lainga, mandoro vovo-javamanitra ho an’i Bahala ary mifikitra amin’ireo andriamani-kafa izay tsy fantatrareo akory?
Malagasy Bible 1865
Hay! hangalatra sy hamono olona sy hijangajanga va ianareo ary hianian-tsy tò sy handoro ditin-kazo manitra ho an'i Bala sady hanaraka andriamani-kafa izay tsy fantatrareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hay! Hangalatra sy hamono olona ary hijangajanga va ianareo ary hianian-tsy to sy handoro ditin-kazo manitra ho an’ny Baala* sady hanaraka andriamanitra hafa izay tsy fantatrareo?
malagasy
Hay! hangalatra sy hamono olona sy hijangajanga va ianareo ary hianian-tsy tò sy handoro ditin-kazo manitra ho an'i Bala sady hanaraka andriamani-kafa izay tsy fantatrareo?