Jeremiah 8:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO, dia hofongarina avy ao am-pasana ny taolan’ny mpanjakan’ny Joda, ny taolan’ny lehibeny, ny taolan’ny mpisorona, ny taolan’ny mpaminany ary ny taolan’ny mponina any Jerosalema,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, - teny marin’i Iaveh, - hofongarina avy ao am-pasany, ny taolan’ny mpanjakan’i Jodà, ny taolan’ny mpanapaka ao aminy, ny taolan’ny mpaminany, ary ny taolan’ny mponina ao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany fotoana izany, hoy ny teny hentitry ny Tompo, dia hofongarina avy ao am-pasana ny taolan’ireo mpanjakan’i Joda sy ny an’ireo lehibeny, ny taolan’ireo mpisorona sy ny an’ireo mpaminany ary ny an’ireo mponina tao Jerosalema,
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany, hoy Jehovah, dia hofongarina avy ao am-pasana ny taolan'ny mpanjakan'ny Joda sy ny taolan'ny lehibeny sy ny taolan'ny mpisorona sy ny taolan'ny mpaminany ary ny taolan'ny mponina any Jerosalema,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO, dia hofongarina avy ao am-pasana ny taolan’ny mpanjakan’ny Joda, ny taolan’ny lehibeny, ny taolan’ny mpisorona, ny taolan’ny mpaminany ary ny taolan’ny mponina any Jerosalema,
malagasy