Jeremiah 8:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ireo dia homeko ho an’ny hafa ny vadiny ary ho an’izay maka azy ny sahany, satria izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, dia samy fatra-pila harena; na mpaminany na mpisorona dia samy mamitaka avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, dia homeko ny hafa ny vadiny, ary ny sahany homeko ny tompo hafa; satria hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra, samy manao filàna tsy marina avokoa; ary hatramin’ny mpaminany ka hatramin’ny mpisorona, samy mpamitaka avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary noho izany, hoy ny Tompo, dia homeko ny hafa ny vadiny ary ny sahany ho an’izay maka azy. Satria izy rehetra na ny kely na ny lehibe dia samy mitady tombontsoa avokoa. Na ny mpaminany na ny mpisorona dia samy mpamitaka avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia homeko ho an'ny sasany ny vadiny, ary ny sahany ho an'izay maka azy, satria izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, dia samy fatra-pila harena, na mpaminany na mpisorona dia samy mamitaka avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ireo dia homeko ho an’ny hafa ny vadiny ary ho an’izay maka azy ny sahany, satria izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, dia samy fatra-pila harena; na mpaminany na mpisorona dia samy mamitaka avokoa.
malagasy