Jeremiah 8:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hojinjaiko avokoa izy rehetra, hoy NY TOMPO; tsy mamoa ny voaloboka ary tsy misy voany ny aviavy, malazo ny raviny ary nanendry izay hanitsakitsaka azy Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro horaofiko izy ireo, dia hongoahako, - teny marin’i Iaveh. - Ny voaloboka tsy misy voam-boaloboka intsony; ny aviavy tsy misy voan’aviavy intsony, ary ny raviny aza malazo! Ary izy ireo, nanendreko olona hanafika ny taniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tena hioty vokatra teo aminy Aho, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, dia tsy nisy voany teo amin’ny voaloboka ary tsy nisy voany koa teo amin’ny aviavy, fa nalazo ny raviny; koa avelako ho an’ny mpandalo izy.
Malagasy Bible 1865
Hakifako tokoa izy, hoy Jehovah; Tsy mamoa ny voaloboka, ary tsy misy voany ny aviavy, malazo ny raviny; Ary nanendry izay hanafika azy Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hojinjaiko avokoa izy rehetra, hoy NY TOMPO; tsy mamoa ny voaloboka ary tsy misy voany ny aviavy, malazo ny raviny ary nanendry izay hanitsakitsaka azy Aho.
malagasy
Hakifako tokoa izy, hoy Jehovah; Tsy mamoa ny voaloboka, ary tsy misy voany ny aviavy, malazo ny raviny; Ary nanendry izay hanafika azy Aho.