Jeremiah 8:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanantena fiadanana isika, kanjo tsy nahita soa; ary andro fanasitranana, kanjo indro fampatahorana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanantena fiadanana isika, nefa tsy mahita soa kely akory; sy andro fanaretana, kanjo fampitahorana no mitranga!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanantena fiadanana isika, nefa tsy nisy soa akory. Nanantena fotoam-panasitranana isika kanjo indro zava-mampihorohoro.
Malagasy Bible 1865
Nanantena fiadanana isika, kanjo tsy nahita soa; Ary andro fanasitranana, fa indro fampitahorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanantena fiadanana isika, kanjo tsy nahita soa; ary andro fanasitranana, kanjo indro fampatahorana.
malagasy
Nanantena fiadanana isika, kanjo tsy nahita soa; Ary andro fanasitranana, fa indro fampitahorana.[ Na: fahafinaretana]