Jeremiah 8:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fiefonefon’ny soavaly dia re hatrany Dana: Mihorohoro ny tany rehetra noho ny fanenon’ny soavaliny matanjaka; fa avy izy ka handany ny tany mbamin’izay rehetra ao aminy, dia ny tanàna sy izay monina ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Re hatrany Dana ny fiefonefon’ny soavaliny. Raha mahare ny fanenon’ny soavaliny dia mihorohoro avokoa ny tany. Tonga izy dia levoniny ny tany mbamin’izay ao aminy, ny tanàna mbamin’ny mponina ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa ao Dana ny fahavalo ka re avy any ny fiefonefon’ny soavaly. Mihorohoro ny tany manontolo noho ny fanenon’ireo soavaly haingam-pandeha. Avy izy handripaka ny tany sy izay mameno azy, dia ny tanàna sy ny mponina ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Ny fiefonefon'ny soavaly dia re hatrany Dana: Mihorohoro ny tany rehetra noho ny fanenon'ny soavaly matanjaka; Fa avy izy ka mandany ny tany mbamin'ny izay rehetra ao aminy, dia ny tanàna sy izay monina ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fiefonefon’ny soavaly dia re hatrany Dana: Mihorohoro ny tany rehetra noho ny fanenon’ny soavaliny matanjaka; fa avy izy ka handany ny tany mbamin’izay rehetra ao aminy, dia ny tanàna sy izay monina ao.
malagasy