Jeremiah 8:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro Aho handefa bibilava hamely anareo, dia menarana izay tsy azon’ody ka hanaikitra anareo ireny, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indro alefako hamely anareo ny bibilava sy ny aspìka, izay tsy leon’ny ody fankatoavana; dia hanaikitra anareo ireny, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro bibilava misy poizina no halefako hamely anareo, dia menarana tsy azon’ody; ka hanaikitra anareo tokoa izy, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fa indro Aho handefa bibilava hamely anareo, dia menarana izay tsy azon'ody, ka hanaikitra anareo ireny, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro Aho handefa bibilava hamely anareo, dia menarana izay tsy azon’ody ka hanaikitra anareo ireny, hoy NY TOMPO.
malagasy
Fa indro Aho handefa bibilava hamely anareo, dia menarana izay tsy azon'ody, ka hanaikitra anareo ireny, hoy Jehovah.