Jeremiah 8:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indrisy! Enga anie ka hisy fampifaliana ho ahy eto amin’ny alaheloko fa reraka ny foko ato anatiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indrisy, ry fampiononana ahy amin’ny fahoriako ô! Reraka ny foko ato anatiko!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Marary mikainkona ny foko; tsy misy fanafody hahasitrana ny alaheloko.
Malagasy Bible 1865
Indrisy! enga anie ka hisy fahamiramiranana ho ahy eto amin'ny alaheloko, fa reraka ny foko ato anatiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indrisy! Enga anie ka hisy fampifaliana ho ahy eto amin’ny alaheloko fa reraka ny foko ato anatiko.
malagasy
Indrisy! enga anie ka hisy fahamiramiranana ho ahy eto amin'ny alaheloko, fa reraka ny foko ato anatiko.