Jeremiah 8:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lasa ny fararano, tapitra ny taom-piotazana, nefa tsy voavonjy isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lasa ny fararano, tapitra ny fampakaram-bokatra nefa isika ity tsy mbola voavonjy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa lasa ny fararano ary efa tapitra ny fotoam-pijinjana, nefa tsy mbola misy famonjena ho anay!
Malagasy Bible 1865
Lasa ny fararano, tapitra ny taom-piotazana, nefa tsy voavonjy isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lasa ny fararano, tapitra ny taom-piotazana, nefa tsy voavonjy isika.
malagasy
Lasa ny fararano, tapitra ny taom-piotazana, nefa tsy voavonjy isika.