Jeremiah 8:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Torotoro aho noho ny fahatorotoroan’ny oloko zanakavavy; misaona aho, ary horohoro no mahazo ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangana aho amin’ny hamanganan’ny zanaka vavin’ny oloko; misaona aho ary raiki-tahotra aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fahavoazan’ny vahoakako dia torotoro tanteraka aho; misaona aho, azon’alahelo mafy!
Malagasy Bible 1865
Torotoro aho noho ny fahatorotoroan'ny oloko zanakavavy; Misaona aho, ary horohoro no mahazo ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Torotoro aho noho ny fahatorotoroan’ny oloko zanakavavy; misaona aho, ary horohoro no mahazo ahy.
malagasy
Torotoro aho noho ny fahatorotoroan'ny oloko zanakavavy; Misaona aho, ary horohoro no mahazo ahy.