Jeremiah 8:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazao aminy koa hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Ho lavo va ny olona ka tsy hiarina? Hihodina hivily va ny olona ka tsy hitodika hiverina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazao azy ireo hoe: Izao no lazain’i Iaveh: «Moa ny lavo, tsy miarina va? ary moa ny diso lalana, tsy miverina va?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoteneninao amin’ny vahoakan’i Joda, ry Jeremià, fa izao no lazain’ny TOMPO: Izay mianjera ve dia tsy miarina intsony? Izay miodina ve dia tsy miverina intsony?
Malagasy Bible 1865
Ary koa, lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Ho lavo va ny olona ka tsy hiarina? Hihodina hivily va ny olona ka tsy hitodika hiverina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazao aminy koa hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Ho lavo va ny olona ka tsy hiarina? Hihodina hivily va ny olona ka tsy hitodika hiverina?
malagasy
[Ny nikirizan'ny olona tamin'ny fanaovan-dratsy, sy ny hamafin'ny loza hanjo azy] Ary koa, lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Ho lavo va ny olona ka tsy hiarina? Hihodina hivily va ny olona ka tsy hitodika hiverina?