Jeremiah 8:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahazo henatra ny hendry, raiki-tahotra izy, voasambotra izy; indro, nolaviny ny tenin’NY TOMPO, koa inona intsony no fahendrena ananany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hendry dia efa mahazo henatra, miraviravy tanana, ary voasambotra; indro fa nanary ny tenin’i Iaveh izy ireo! Ka inona intsony no ho fahendreny eo...?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahazo henatra ny hendry ary ketraka satria voafandrika; nanamavo ny tenin’ny TOMPO izy ka inona indray no mahahendry azy?
Malagasy Bible 1865
Mahazo henatra ny hendry, raiki-tahotra sy voasambotra izy; Indro, ny tenin'i Jehovah dia nolaviny, ka inona intsony no fahendrena ananany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahazo henatra ny hendry, raiki-tahotra izy, voasambotra izy; indro, nolaviny ny tenin’NY TOMPO, koa inona intsony no fahendrena ananany?
malagasy
Mahazo henatra ny hendry, raiki-tahotra sy voasambotra izy; Indro, ny tenin'i Jehovah dia nolaviny, ka inona intsony no fahendrena ananany?