Jeremiah 9:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jerosalema dia hataoko korontam-bato sy fonenan’ny amboadia; ary ny tanànan’ny Joda dia hataoko lao tsy hisy mponina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jerosalema hataoko korontam-bato, sy fieren’amboadia; ny tanànan’i Jodà koa hataoko lao, tsy misy mponina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny Tompo hoe: «Hataoko korontam-bato i Jerosalema, ka ho fonenan’ny amboadia; ary ireo tanànan’i Joda hataoko lao tsy misy mponina.»
Malagasy Bible 1865
Ary Jerosalema dia hataoko korontam-bato sy fonenan'ny amboadia; ary ny tanànan'ny Joda hataoko lao tsy hisy mponina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jerosalema dia hataoko korontam-bato sy fonenan’ny amboadia; ary ny tanànan’ny Joda dia hataoko lao tsy hisy mponina.
malagasy
Ary Jerosalema dia hataoko korontam-bato sy fonenan'ny amboadia; ary ny tanànan'ny Joda hataoko lao tsy hisy mponina.[Na: jakala]