Jeremiah 9:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO: Satria nahafoy ny lalànako izay nataoko teo anoloany izy; satria tsy nihaino ny feoko izy ary tsy nankatò izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh: «Satria izy ireo nahafoy ny lalàko, izay nataoko teo anoloany; tsy nihaino ny feoko, sy tsy nanaraka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray ny TOMPO hoe: «Nandao ny fampianarana nomeko azy izy ary tsy nihaino na nanaraka izay nolazaiko taminy;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah: satria nahafoy ny lalàko izay nataoko teo anoloany izy ka tsy nankato izany ary tsy nihaino ny feoko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO: Satria nahafoy ny lalànako izay nataoko teo anoloany izy; satria tsy nihaino ny feoko izy ary tsy nankatò izany,
malagasy
Ary hoy Jehovah: satria nahafoy ny lalàko izay nataoko teo anoloany izy ka tsy nankato izany ary tsy nihaino ny feoko,