Jeremiah 9:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa nandeha araka ny ditran’ny fony sy nanaraka ireo Baala araka izay nampianarin’ny razany azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nizotra izy ireo araka ny ditran’ny fony, sy nanaraka an’i Baala, izay natoron’ny razany azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nikiry tamin’ny ditram-pony hanao ratsy izy, ka nifikitra tamin’i Bahala izay efa nanazaran’ny razany azy.
Malagasy Bible 1865
Fa nandeha araka ny ditry ny fony sy nanaraka ireo Bala araka izay nampianarin'ny razany azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa nandeha araka ny ditran’ny fony sy nanaraka ireo Baala* araka izay nampianarin’ny razany azy,
malagasy
Fa nandeha araka ny ditry ny fony sy nanaraka ireo Bala araka izay nampianarin'ny razany azy,