Jeremiah 9:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Indro, hofahanako zava-mahafaty ity firenena ity ary hampisotroiko rano misy poizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: «Indro ity firenena ity hofahanako zava-mangidy, hampisotroiko rano misy poizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, hoy ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely, indro hofahanako zava-mahafaty ity vahoaka ity, ary hampisotroiko rano misy poizina.
Malagasy Bible 1865
Dia izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hofahanako zava-mahafaty ity firenena ity sy hampisotroiko rano mangidy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Indro, hofahanako zava-mahafaty ity firenena ity ary hampisotroiko rano misy poizina.
malagasy
Dia izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hofahanako zava-mahafaty ity firenena ity sy hampisotroiko rano mangidy;