Jeremiah 9:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haeliko any amin’izay Jentilisa tsy fantany na fantatry ny razany izy; ary hampanenjehiko azy ny sabatra ambara-pandaniko azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haeliko any amin’ny firenen-tsamihafa, izay tsy fantatr’izy ireo na ny razany akory, ary halefako hamely azy ny sabatra mandra-pandringako azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haeliko any amin’ny firenen-kafa izay tsy fantany na fantatry ny razany izy, ka hoenjehiko amin’ny ady any ambara-pahalany ritra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary haeliko any amin'izay jentilisa tsy fantany na fantatry ny razany izy; Ary hampanenjehiko azy ny sabatra ambara-pandaniko azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haeliko any amin’izay Jentilisa* tsy fantany na fantatry ny razany izy; ary hampanenjehiko azy ny sabatra ambara-pandaniko azy.
malagasy
Ary haeliko any amin'izay jentilisa tsy fantany na fantatry ny razany izy; Ary hampanenjehiko azy ny sabatra ambara-pandaniko azy.