Jeremiah 9:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary asaivo tonga haingana ireny hanandratra fidradradradrana ho antsika mba hampijohy ny ranomasontsika sy handatsaka ny ranomaso avy amin’ny hodimasontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho tonga faingana izy, aoka hiventy fidradradradràna amintsika; aoka hijoy ny ranomasontsika, sy hivarina ny ranomaso avy amin’ny hodimasontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
aoka ho tonga faingana ireny ka hiredona hira fisaonana ho antsika! Aoka hijoy ny ranomasontsika ary ho kotsan-dranomaso ny hodi-masontsika!
Malagasy Bible 1865
Ary asaovy haingana ireny hanandratra fidradradradrana ho antsika, mba hampijojy ny ranomasontsika sy hampivarina ny ranomaso avy amin'ny hodimasontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary asaivo tonga haingana ireny hanandratra fidradradradrana ho antsika mba hampijohy ny ranomasontsika sy handatsaka ny ranomaso avy amin’ny hodimasontsika.
malagasy
Ary asaovy haingana ireny hanandratra fidradradradrana ho antsika, mba hampijojy ny ranomasontsika sy hampivarina ny ranomaso avy amin'ny hodimasontsika.