Jeremiah 9:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa misy feo midradradradra re avy any Ziona hoe: Indrisy! Rava isika; afa-baraka indrindra isika satria tsy maintsy mamoy ny tany fa efa narodana ny trano nitoerantsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa misy feo fidradradradràna re avy ao Siôna manao hoe: ‹Indrisy ity isika dia rava, safo-kenatra, tsy maintsy mandao ny tany, satria efa nazera ny tranontsika!›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy feo mitaraina re any Tsiôna: «Indrisy, rava isika sady afa-baràka tokoa satria voatery hamoy ity tany ity noho ny nandrodanana ny tranontsika!»
Malagasy Bible 1865
Fa misy feo midradradradra re any Ziona hoe: Indrisy! rava isika; Afa-baraka indrindra isika, satria tsy maintsy mamoy ny tany, fa efa narodana ny trano nitoerantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa misy feo midradradradra re avy any Ziona* hoe: Indrisy! Rava isika; afa-baraka indrindra isika satria tsy maintsy mamoy ny tany fa efa narodana ny trano nitoerantsika.
malagasy
Fa misy feo midradradradra re any Ziona hoe: Indrisy! rava isika; Afa-baraka indrindra isika, satria tsy maintsy mamoy ny tany, fa efa narodana ny trano nitoerantsika.