Jeremiah 9:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa mihainoa ny tenin’NY TOMPO, ianareo vehivavy, ary aoka hohenoin’ny sofinareo ny tenin’ny vavany ka ampianaro fidradradradrana ny zanakavavinareo, ary samia mampianatra hira fahalahelovana ny namany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo vehivavy, mihainoa ny tenin’i Iaveh, ary aoka horaisin’ny sofinareo ny tenin’ny vavany! Ampianaro hira fitomaniana anankiray ny zanaka vavinareo, ary samia mampianatra hira fisaonana anankiray ny namany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo vehivavy, mihainoa ny tenin’ny TOMPO, sokafy tsara ny sofinareo amin’izay lazainy: ampianaro hira fisaonana ny zanakavavinareo, samia ianareo mampianatra ny namany avy izao tononkira fitomaniana izao:
Malagasy Bible 1865
Nefa mihainoa ny tenin'i Jehovah, ianareo vehivavy, ary aoka hohenoin'ny sofinareo ny tenin'ny vavany, ka ampianaro fidradradradrana ny zanakavavinareo, ary samia mampianatra hira fahalahelovana ny namany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa mihainoa ny tenin’NY TOMPO, ianareo vehivavy, ary aoka hohenoin’ny sofinareo ny tenin’ny vavany ka ampianaro fidradradradrana ny zanakavavinareo, ary samia mampianatra hira fahalahelovana ny namany avy.
malagasy