Jeremiah 9:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa nananika ny varavarankelintsika ny fahafatesana ka niditra tao an-dapantsika mba handringana ny ankizy madinika tsy ho eny an-dalambe, ary ny zatovo tsy ho eny amin’ny kianja malalaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tafanika tamin’ny varavarankelintsika ny fahafatesana, tafiditra ny lapantsika izy, handringana ny zaza eny an-dalambe, sy ny zatovo eny an-kianjam-bahoaka:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mianika ny varavarankelintsika ny fahafatesana, ary miditra ao an-dapantsika; eny an-dalambe no andringanany ny ankizy ary eny an-kianja no andripahany ny zatovo.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny fahafatesana efa nananika ny varavarankelintsika ka niditra tao an-dapantsika, mba handringana ny ankizy madinika tsy ho eny an-dalambe sy ny zatovo tsy ho eny an-kalalahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa nananika ny varavarankelintsika ny fahafatesana ka niditra tao an-dapantsika mba handringana ny ankizy madinika tsy ho eny an-dalambe, ary ny zatovo tsy ho eny amin’ny kianja malalaka.
malagasy
Fa ny fahafatesana efa nananika ny varavarankelintsika ka niditra tao an-dapantsika, mba handringana ny ankizy madinika tsy ho eny an-dalambe sy ny zatovo tsy ho eny an-kalalahana.