Jeremiah 9:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny, aoka ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny, aoka ny manankarena tsy hirehareha amin’ny hareny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: «Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny; ny mahery, tsy hirehareha amin’ny heriny; ny manan-karena, tsy hirehareha amin’ny hareny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPO: «Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny, aoka ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny, ary aoka ny mpanankarena tsy hirehareha amin’ny hareny!
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Aoka ny hendry tsy hirehareha amin'ny fahendreny, ary aoka ny mahery tsy hirehareha amin'ny heriny, ary aoka ny manan-karena tsy hirehareha amin'ny hareny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny, aoka ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny, aoka ny manankarena tsy hirehareha amin’ny hareny.
malagasy
[Ny amin'ny tsi-fahatokian-tena, sy ny fahatokiana an'Andriamanitra, Izay mitsara marina] Izao no lazain'i Jehovah: Aoka ny hendry tsy hirehareha amin'ny fahendreny, ary aoka ny mahery tsy hirehareha amin'ny heriny, ary aoka ny manan-karena tsy hirehareha amin'ny hareny;