Jeremiah 9:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia i Ejipta, i Joda, i Edoma, ny taranak’i Amona ary Moaba mbamin’izay rehetra mihety volombava, izay monina any an-tany efitra; fa ny Jentilisa rehetra dia tsy voafora, ary ny taranak’Israely rehetra kosa dia tsy voafora fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia i Ejipta, i Jodà, i Edôma, ny taranak’i Amôna, i Moaba, mbamin’izay rehetra miharatra fihirìfana, izay monina any an’efitra; satria ny firenena rehetra dia tsy voafora, ary ny taranak’i Israely koa, tsy voafora fo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na ny Ejiptianina, na ny Jodeanina, na ny Edômita, na ny Hamônita, na ny Môabita na ireo mponina any an-taniefitra izay miharatra fihirifana. Satria izy rehetra ireo, eny na dia ny Israelita koa aza, dia tsy voafora fo ho an’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Dia Egypta sy Joda sy Edoma sy ny taranak'i Amona ary Moaba mbamin'izay rehetra voahety sisim-bolo, izay monina any an-efitra; Fa ny jentilisa rehetra dia tsy voafora, ary ny taranak'Isiraely rehetra kosa dia tsy voafora fo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia i Ejipta, i Joda, i Edoma, ny taranak’i Amona ary Moaba mbamin’izay rehetra mihety volombava, izay monina any an-tany efitra; fa ny Jentilisa* rehetra dia tsy voafora, ary ny taranak’Israely rehetra kosa dia tsy voafora fo.
malagasy
Dia Egypta sy Joda sy Edoma sy ny taranak'i Amona ary Moaba mbamin'izay rehetra voahety sisim-bolo, izay monina any an-efitra; Fa ny jentilisa rehetra dia tsy voafora, ary ny taranak'Isiraely rehetra kosa dia tsy voafora fo.