Jeremiah 9:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samia miaro tena amin’ny namany avy ianareo ary aza misy matoky olona na dia ny rahalahy aza; fa ny rahalahy rehetra dia mamingana tokoa ary ny namana rehetra dia mandehandeha manaratsy olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samia miaro tena amin’ny sakaizany avy ianareo, ary aza matoky izay rahalahy, na dia iray aza; fa misongona ho hàny ataon’ny rahalahy rehetra; ary lasa mitati-bolana fanaratsiana avokoa ny sakaiza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samia miaro tena amin’ny namany avy ianareo ary aza matoky olona na dia ny rahalahy aza; fa Jakôba vaovao mamitaka tokoa izy, ary na ny sakaiza aza manaratsy anareo.
Malagasy Bible 1865
Samia miaro tena amin'ny namany avy ianareo. Ary aza misy matoky olona na dia ny rahalahy aza; Fa ny rahalahy rehetra dia mamingana tokoa, ary ny namana rehetra mandehandeha manaratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samia miaro tena amin’ny namany avy ianareo ary aza misy matoky olona na dia ny rahalahy aza; fa ny rahalahy rehetra dia mamingana tokoa ary ny namana rehetra dia mandehandeha manaratsy olona.
malagasy
Samia miaro tena amin'ny namany avy ianareo. Ary aza misy matoky olona na dia ny rahalahy aza; Fa ny rahalahy rehetra dia mamingana tokoa, ary ny namana rehetra mandehandeha manaratsy.