Jeremiah 9:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy mamitaka ny namany avy izy rehetra ka tsy misy milaza ny marina; mampianatra ny lelany handainga izy ary manasa tena amin’ny fanaovan-dratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy rehetra rehetra samy mifamitaka; tsy mba milaza ny marina; mampiasa lela mandainga, misahirana hanao ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy mamitaka ny namany izy fa tsy misy milaza ny marina, satria efa zatra mandainga. Nironany loatra ny fanaovan-dratsy ka tsy afaka hiverina amiko intsony izy.
Malagasy Bible 1865
Izy rehetra samy mamitaka ny namany avy, ka tsy misy miteny marina; Mampianatra ny lelany handainga izy ary manasa-tena amin'ny fanaovan-dratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy mamitaka ny namany avy izy rehetra ka tsy misy milaza ny marina; mampianatra ny lelany handainga izy ary manasa tena amin’ny fanaovan-dratsy.
malagasy
Izy rehetra samy mamitaka ny namany avy, ka tsy misy miteny marina; Mampianatra ny lelany handainga izy ary manasa-tena amin'ny fanaovan-dratsy.