Jeremiah 9:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fonenanao dia ao anatin’ny fitaka; fitaka no nandavany tsy hahalalana Ahy, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Monina eo afovoan’ny minia tsy marina ianao; fa minia tsy marina izy ireo no mandà tsy hahalala Ahy, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Herisetra arahina herisetra, ary fitaka arahina fitaka! Tsy manaiky hahalala Ahy izy, hoy ny teny hentitra ambarako!»
Malagasy Bible 1865
Ny fonenanao dia ao anatin'ny fitaka; Fitaka no nandavany tsy hahalalana Ahy, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fonenanao dia ao anatin’ny fitaka; fitaka no nandavany tsy hahalalana Ahy, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ny fonenanao dia ao anatin'ny fitaka; Fitaka no nandavany tsy hahalalana Ahy, hoy Jehovah.