Jeremiah 9:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Indro, handrendrika sy hizaha toetra azy Aho; fa ahoana no hataoko manoloana ny oloko zanakavavy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Indro Aho handrendrika azy amin’ny memy sy hizaha toetra azy; fa inona indray moa no hatao amin’ny zanaka vavin’ny vahoakako?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hoy ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Hodioviko amin’ny afo izy ary hozahako toetra. Satria ahoana ny fomba hafa hataoko amin’ny faharatsian ’ny vahoakako?
Malagasy Bible 1865
Koa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro, handrendrika sy hizaha toetra azy Aho; Fa ahoana no hataoko noho ny amin'ny oloko zanakavavy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Indro, handrendrika sy hizaha toetra azy Aho; fa ahoana no hataoko manoloana ny oloko zanakavavy?
malagasy
Koa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro, handrendrika sy hizaha toetra azy Aho; Fa ahoana no hataoko noho ny amin'ny oloko zanakavavy?