Jeremiah 9:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zana-tsipìka mahafaty ny lelany fa miteny fitaka; raha amin’ny vavany dia miteny fihavanana amin’ny namany izy, kanjo ny ao anatiny kosa dia manao otri-po.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Longy mahafaty ny lelan’izy ireo; fa lainga no hany alefany; Fihavanana no lazain’ny vavany amin’ny namana, nefa ao anatin’ny fony dia otrika no heveriny hamelezana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny zana-tsipîka mahafaty ny lelany, ka lainga avokoa izay lazainy: Tsara vava amin’ny namany izy, fa ao anatiny manao otri-po.
Malagasy Bible 1865
Zana-tsipìka mahafaty ny lelany ka miteny fitaka; Raha amin'ny vavany, dia miteny fihavanana amin'ny namany izy, kanjo ao anatiny kosa dia manao otri-po.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zana-tsipìka mahafaty ny lelany fa miteny fitaka; raha amin’ny vavany dia miteny fihavanana amin’ny namany izy, kanjo ny ao anatiny kosa dia manao otri-po.
malagasy
Zana-tsipìka mahafaty ny lelany ka miteny fitaka; Raha amin'ny vavany, dia miteny fihavanana amin'ny namany izy, kanjo ao anatiny kosa dia manao otri-po.