Jeremiah 9:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hovaliko va izy amin’izany zavatra izany? Hoy NY TOMPO; tsy hanamparako ny fahatezerako va ny firenena toy izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka tsy hosaziko va izy amin’izany heloka izany? - teny marin’i Iaveh, - ary izay firenena toy izany va, tsy hovaliako?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsy hirotsaka ve Aho hamely ireny olona ireny, ka hamaly faty ny firenena toy izany, hoy ny teny hentitra ambarako?»
Malagasy Bible 1865
Tsy hovaliako va izy amin'izany zavatra izany? hoy Jehovah, tsy hialako fo va ny firenena toy izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hovaliko va izy amin’izany zavatra izany? Hoy NY TOMPO; tsy hanamparako ny fahatezerako va ny firenena toy izany?
malagasy
Tsy hovaliako va izy amin'izany zavatra izany? hoy Jehovah, tsy hialako fo va ny firenena toy izany?