Job 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa atsory ange ny tananao ka tendreo izay ananany rehetra raha tsy handa Anao eo imasonao aza izy e!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ahinjiro ny tananao dia kasiho ny ananany, raha tsy manozona Anao manatrika izy!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa esory aminy ange izay ananany e, raha tsy ankitsirano izao no haniratsirany Anao!
Malagasy Bible 1865
Fa ahinjiro ange ny tananao ka tendreo izay ananany rehetra raha tsy handà Anao eo imasonao aza izy e!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa atsory ange ny tananao ka tendreo izay ananany rehetra raha tsy handa Anao eo imasonao aza izy e!
malagasy
Fa ahinjiro ange ny tananao ka tendreo izay ananany rehetra raha tsy handà Anao eo imasonao aza izy e![Na: hahafoy Anao mihitsy]