Job 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indray andro, nony avy ireo zanak’Andriamanitra mba hiseho teo anatrehan’NY TOMPO, dia mba tonga teo koa i Satana tafaharo taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indray andro kosa, nony tonga teo anatrehan’i Iaveh ireo zanak’Andriamanitra, dia mba tonga teo afovoan’izy ireo koa i Satana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro raha tonga nanao tatitra tamin’ny TOMPO ireo zanak’Andriamanitra, dia mba tafaraka taminy teo koa i Satàna.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny indray andro nony avy ireo zanak'Andriamanitra hiseho teo anatrehan'i Jehovah dia mba tonga teo koa Satana tafaharo taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indray andro, nony avy ireo zanak’Andriamanitra* mba hiseho teo anatrehan’NY TOMPO, dia mba tonga teo koa i Satana* tafaharo taminy.
malagasy
Ary tamin'ny indray andro nony avy ireo zanak'Andriamanitra hiseho teo anatrehan'i Jehovah dia mba tonga teo koa Satana tafaharo taminy.