Job 10:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maharikoriko ahy ny aiko! Hamoaka ny fitarainako aho ary hiteny noho ny fangidian’ny fanahiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sasatry ny miaina ny fanahiko, havelako hijojojojo ny fitarainako, hiteny amim-pahorian’ny foko aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa satria maharikoriko ahy ny fiainana, dia tsy hitana ela intsony ny fitarainako aho fa tezitra anaty ka voatery hiteny.
Malagasy Bible 1865
Maharikoriko ahy ny aiko; Hamoaka ny fitarainako aho sy hiteny noho ny fangidian'ny fanahiko
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maharikoriko ahy ny aiko! Hamoaka ny fitarainako aho ary hiteny noho ny fangidian’ny fanahiko.
malagasy
Maharikoriko ahy ny aiko; Hamoaka ny fitarainako aho sy hiteny noho ny fangidian'ny fanahiko