Job 10:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aina sy famindrampo no nomenao ahy ary ny fiahianao no niaro ny fofonaiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomenao aina amam-panambinana aho, ary narovanao tamin’ny fiahianao ny aiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomenao aina ombàm-pitiavana aho, ka ny fiahianao no niaro ny aiko.
Malagasy Bible 1865
Aina sy famindram-po no nomenao ahy; Ary ny fiahianao no niaro ny aiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aina sy famindrampo no nomenao ahy ary ny fiahianao no niaro ny fofonaiko.
malagasy
Aina sy famindram-po no nomenao ahy; Ary ny fiahianao no niaro ny aiko.