Job 10:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Saingy izao no nafeninao tao am-ponao; eny, fantatro fa tao Aminao izao:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo izao no nafeninao tao am-ponao: hitako tsara izao ny nokendrenao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy nisy tsiambaratelo nafeninao ahy, dia izao zavatra fantatro fa tao an-tsainao izao:
Malagasy Bible 1865
Saingy izao no nafeninao tao am-ponao, eny, fantatro fa tao aminao izao:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Saingy izao no nafeninao tao am-ponao; eny, fantatro fa tao Aminao izao:
malagasy
Saingy izao no nafeninao tao am-ponao, eny, fantatro fa tao aminao izao: