Job 10:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manota aho dia mamantatra ahy Ianao ka tsy manafaka ahy amin’ny heloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manota aho, dia mitsikilo ahy Ianao, ary tsy mamela ny hadisoako Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha vantany vao nanota aho, dia hahatratra ahy ambodiomby Ianao ka tsy hamela mihitsy ny hadisoako.
Malagasy Bible 1865
Raha manota aho, dia mamantatra ahy Hianao ka tsy manafaka ahy amin'ny heloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manota aho dia mamantatra ahy Ianao ka tsy manafaka ahy amin’ny heloko.
malagasy
Raha manota aho, dia mamantatra ahy Hianao ka tsy manafaka ahy amin'ny heloko.