Job 10:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha meloka aho dia lozako! Ary na dia marina aza aho dia tsy ho sahy miandrandra satria feno henatra sady mahatsiaro fahoriana aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Meloka moa aho, dia loza ho ahy; Marina indray aho tsy sahy miandrandra akory; fa safo-kenatra aho mahita ity fahoriako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa lozako raha tàhiny ka meloka aho; fa na dia tsy manan-tsiny aza aho, dia tsy ho sahy hiandrandra akory, satria safo-kenatra sady fadiranovana.
Malagasy Bible 1865
Raha meloka aho, dia lozako! Ary na dia marina aza aho, dia tsy ho sahy miandrandra, satria feno henatra sady mahatsiaro fahoriana aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha meloka aho dia lozako! Ary na dia marina aza aho dia tsy ho sahy miandrandra satria feno henatra sady mahatsiaro fahoriana aho.
malagasy
Raha meloka aho, dia lozako! Ary na dia marina aza aho, dia tsy ho sahy miandrandra, satria feno henatra sady mahatsiaro fahoriana aho.