Job 10:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha sahy miandrandra aho dia hihaza ahy tahaka ny liona masiaka Ianao ary hiverina indray Ianao ka ho mahagaga ny famelinao ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mba mitraka aho, enjehinao toy ny fanaon’ny liona, dia foteranao ampijaliana lozan-tany indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mba mitraka aho, dia hihaza ahy toy ny liona ianao, ka ny asanao mahatalanjona no hamelezanao ahy indray.
Malagasy Bible 1865
Fa raha sahy miandrandra aho, dia hihaza ahy tahaka ny liona masiaka Hianao; Ary hiverina indray Hianao, ka ho mahagaga ny famelinao ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha sahy miandrandra aho dia hihaza ahy tahaka ny liona masiaka Ianao ary hiverina indray Ianao ka ho mahagaga ny famelinao ahy.
malagasy
Fa raha sahy miandrandra aho, dia hihaza ahy tahaka ny liona masiaka Hianao; Ary hiverina indray Hianao, ka ho mahagaga ny famelinao ahy.