Job 10:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola hanangana vavolombelona vaovao mandrakariva hanameloka ahy Ianao ary hampitombo ny fahatezeranao amiko; fahavalo mifanontona no mamely ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manangam-bavolombelona vaovao hamely ahy indray Ianao; dia ataonao avo sasaka ny fisafoakanao amiko, tafika mifandimby no mandroso hamely ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Totoafo ny fanafihana ataonao amiko; ataonao avo roa heny ny fahatezeranao amiko, ary tafika mifanontona no mamely ahy.
Malagasy Bible 1865
Mbola hanangana vavolombelona vaovao mandrakariva hanameloka ahy Hianao sy hampitombo ny fahatezeranao amiko; Fahavalo mifanontona no mamely ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola hanangana vavolombelona vaovao mandrakariva hanameloka ahy Ianao ary hampitombo ny fahatezeranao amiko; fahavalo mifanontona no mamely ahy.
malagasy
Mbola hanangana vavolombelona vaovao mandrakariva hanameloka ahy Hianao sy hampitombo ny fahatezeranao amiko; Fahavalo mifanontona no mamely ahy.