Job 10:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary efa toy ny tsy ary aho ka noentina avy tany an-kibo ho any am-pasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ho toy ny tsy àry akory aho, fa vao avy any an-kibon-dreny dia ho nentina tany am-pasana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka vao niala tao an-kibo dia nentina ho any am-pasana tahaka ny tsy ary akory.
Malagasy Bible 1865
Ary efa toy ny tsy ary aho. Ka nentina avy tany an-kibo ho any am-pasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary efa toy ny tsy ary aho ka noentina avy tany an-kibo ho any am-pasana.
malagasy
Ary efa toy ny tsy ary aho. Ka nentina avy tany an-kibo ho any am-pasana.