Job 10:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiteny amin’Andriamanitra aho hoe: Aza manameloka ahy! Mba ampahalalao ahy izay anton’ny iadianao amiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho amin’Andriamanitra: Aza manameloka ahy, ampahalalao ny antony ilànao akisa aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no hitenenako amin’Andriamanitra hoe: Aza manameloka ahy, fa ampahafantaro ahy kosa ny alahelonao amiko.
Malagasy Bible 1865
Hanao amin'Andriamanitra hoe aho: Aza manameloka ahy; Mba ampahalalao izay anton'ny iadianao amiko aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiteny amin’Andriamanitra aho hoe: Aza manameloka ahy! Mba ampahalalao ahy izay anton’ny iadianao amiko!
malagasy
Hanao amin'Andriamanitra hoe aho: Aza manameloka ahy; Mba ampahalalao izay anton'ny iadianao amiko aho.