Job 10:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy vitsy va ny androko? Koa mitsahara Ianao, mihataha mba hakako aina kely,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy vita foana va ny androko? Aoka havelany aho! aoka hihemotra Izy, dia haka aina kely aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fotoana vitsy sisa iainako ankehitriny. Koa atsaharo amin’izay ny famelezanao ahy mba hahazoako maka aina kely,
Malagasy Bible 1865
Tsy vitsy va ny androko? Koa mitsahara Hianao, mihataha mba hakako aina kely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy vitsy va ny androko? Koa mitsahara Ianao, mihataha mba hakako aina kely,
malagasy
Tsy vitsy va ny androko? Koa mitsahara Hianao, mihataha mba hakako aina kely,