Job 10:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dieny tsy mbola lasa ka tsy hiverina intsony aho, dia ho any amin’ny tanin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
alohan’ny hahalasanako tsy hiverina intsony, ho any amin’ny tanin’ny haizina aman’aloky ny fahafatesana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
alohan’ny handehanako tsy hiverina intsony any amin’ny tanin’ny haizina sy alo-pahafatesana;
Malagasy Bible 1865
Dieny tsy mbola lasa tsy hiverina aho, dia ho any amin'ny tanin'ny aizina sy ny aloky ny fahafatesana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dieny tsy mbola lasa ka tsy hiverina intsony aho, dia ho any amin’ny tanin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana,
malagasy
Dieny tsy mbola lasa tsy hiverina aho, dia ho any amin'ny tanin'ny aizina sy ny aloky ny fahafatesana,Ho any amin'ny tany maizim-pito, dia ny an'ny aloky ny fahafatesana sy ny fikorontanana, sady maizim-pito ny famirapiratana any.