Job 10:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ho any amin’ny tany maizim-pito, dia ny an’ny aloky ny fahafatesana sy ny fikorontanana sady maizim-pito ny famirapiratana any!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tany manjombona sy maizimaizin-dava, anjakan’ny fikorontanana aman’aloky ny fahafatesana sy itovian’ny fahazavana amin’ny alim-pito».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
any ny mangiran-dratsy na somambisamby dia toy ny alina izay anjakan’ny alo-pahafatesana sy ny korontana, any ny hazavana dia tahaka ny alina mikitroka.
Malagasy Bible 1865
Ho any amin'ny tany maizim-pito, dia ny an'ny aloky ny fahafatesana sy ny fikorontanana, sady maizim-pito ny famirapiratana any.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ho any amin’ny tany maizim-pito, dia ny an’ny aloky ny fahafatesana sy ny fikorontanana sady maizim-pito ny famirapiratana any!
malagasy
Ho any amin'ny tany maizim-pito, dia ny an'ny aloky ny fahafatesana sy ny fikorontanana, sady maizim-pito ny famirapiratana any.