Job 10:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahafaly Anao va ny hampahory sy hanary ny efa nisasaran’ny tananao ka hamirapiratra amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy Ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sa dia mahafaly Anao ny mampahory, sy mamay ny asan’ny tananao; ka hampamirapiratra ny fanambinanao eo amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahafaly anao ve ny mampahory ahy ka tsy hiraharaha ny asan’ny tananao, fa homba kosa ny tetiky ny olon-dratsy?
Malagasy Bible 1865
Mahafaly Anao va ny hampahory sy hanary ny efa nisasaranao ka hamirapiratra amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahafaly Anao va ny hampahory sy hanary ny efa nisasaran’ny tananao ka hamirapiratra amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy Ianao?
malagasy
Mahafaly Anao va ny hampahory sy hanary ny efa nisasaranao ka hamirapiratra amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy?