Job 10:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny andron’ny zanak’olombelona va ny andronao na tahaka ny taonan’ny olombelona va ny taonanao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny andron’ny olombelona va ny andronao, sa toy ny taonan’ny mety maty ny taonanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa fohy tahaka ny anay ve ny fiainanao, ka voafetra ho taona vitsivitsy monja?
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny andron'ny zanak'olombelona va ny andronao? Na tahaka ny taonan'ny olombelona ny taonanao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny andron’ny zanak’olombelona va ny andronao na tahaka ny taonan’ny olombelona va ny taonanao
malagasy
Tahaka ny andron'ny zanak'olombelona va ny andronao? Na tahaka ny taonan'ny olombelona ny taonanao,